Salamo 22:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Aoka ianao tsy ho lavitra ahy, fa mananontanona ny fahoriana.+Tsy misy hafa hamonjy ahy mantsy.+ Salamo 70:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 70 Afaho haingana aho, Andriamanitra ô!+Mba ampio haingana aho, Jehovah ô!+