Salamo 40:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary izy no nampakatra ahy avy tao amin’ny lavaka misy rano misasasasa,+Sy avy tao amin’ny fotaka mandrevo.+Dia najorony teo ambony vatolampy ny tongotro,+Ary nampandehaniny teo amin’ny tany mafy tsara aho.+ Salamo 86:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Satria tena tsara fanahy sy be fitiavana amiko ianao,+Ary novonjenao tsy hidina any amin’ny Fasana* lalina indrindra aho.*+
2 Ary izy no nampakatra ahy avy tao amin’ny lavaka misy rano misasasasa,+Sy avy tao amin’ny fotaka mandrevo.+Dia najorony teo ambony vatolampy ny tongotro,+Ary nampandehaniny teo amin’ny tany mafy tsara aho.+
13 Satria tena tsara fanahy sy be fitiavana amiko ianao,+Ary novonjenao tsy hidina any amin’ny Fasana* lalina indrindra aho.*+