Genesisy 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy izy ireo: “Andao isika hanorina tanàna sy hanangana tilikambo izay mahatakatra ny lanitra ny tampony.+ Ary andao hataontsika izay hampahalaza ny anarantsika,+ sao hiparitaka manerana ny tany isika.”+ Salamo 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hitsingerina eo an-dohany ihany ny fampahoriana ataony,+Ary hilatsaka eo an-tampon-dohany ihany ny herisetrany.+ Salamo 21:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nitady hanisy ratsy anao ireny,+Ary nieritreritra teti-dratsy, nefa tsy nahatanteraka akory.+ Salamo 37:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka ianao hangina eo anatrehan’i Jehovah,+Ka hiandry azy fatratra.+Aza tezitra amin’ny olona mahomby amin’izay ataony,+Dia ny olona mahatanteraka ny teti-dratsiny.+ Ohabolana 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hitsingerina aminy ihany ny fahadisoan’ny ratsy fanahy,+ ary ho voafatotry ny fahotany ihany izy.+ Ohabolana 26:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Izay mihady lavaka ihany no hilatsaka ao,+ ary izay manakodia vato ihany no hikodiavany.+ Apokalypsy 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary miray saina ireo, ka manome ny heriny sy ny fahefany ho an’ilay bibidia.+
4 Ary hoy izy ireo: “Andao isika hanorina tanàna sy hanangana tilikambo izay mahatakatra ny lanitra ny tampony.+ Ary andao hataontsika izay hampahalaza ny anarantsika,+ sao hiparitaka manerana ny tany isika.”+
16 Hitsingerina eo an-dohany ihany ny fampahoriana ataony,+Ary hilatsaka eo an-tampon-dohany ihany ny herisetrany.+
7 Aoka ianao hangina eo anatrehan’i Jehovah,+Ka hiandry azy fatratra.+Aza tezitra amin’ny olona mahomby amin’izay ataony,+Dia ny olona mahatanteraka ny teti-dratsiny.+
22 Hitsingerina aminy ihany ny fahadisoan’ny ratsy fanahy,+ ary ho voafatotry ny fahotany ihany izy.+