FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 35:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy misy milaza anefa hoe: ‘Aiza Ilay Andriamanitra Be Voninahitra Mpanao+ ahy,

      Dia Ilay mahatonga ny olona hihira fiderana amin’ny alina?’+

  • Salamo 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 I Jehovah anefa mitazana avy any an-danitra, eny, mitazana ny zanak’olombelona izy,+

      Mba hahitana raha misy olona manan-tsaina ka mitady an’i Jehovah.+

  • Jeremia 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tsy mba nanontany akory izy ireo hoe: ‘Aiza i Jehovah, Ilay nitondra antsika niakatra avy tany Ejipta,+ Ilay nampandeha antsika namakivaky tany efitra sy lemaka karakaina+ feno lavaka, dia tany tsy nisy rano,+ sy tany maizim-pito,+ eny, faritra tsy nisy mpandalo ary tsy nisy mponina?’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara