Deoteronomia 9:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Na izany aza, dia mbola olonao izy ireo sady fanananao manokana,+ izay nentinao nivoaka tamin’ny herinao lehibe sy ny sandrinao nahinjitra.’+
29 Na izany aza, dia mbola olonao izy ireo sady fanananao manokana,+ izay nentinao nivoaka tamin’ny herinao lehibe sy ny sandrinao nahinjitra.’+