Salamo 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mandra-pahoviana aho no hiady irery,Ka halahelo am-po foana tontolon’ny andro?Mandra-pahoviana ny fahavaloko no hisandratra ho ambony noho izaho?+ Salamo 79:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanjary nandatsa anay ny mpiara-monina taminay,+Ary naneso sy nanaraby anay ny manodidina anay.+
2 Mandra-pahoviana aho no hiady irery,Ka halahelo am-po foana tontolon’ny andro?Mandra-pahoviana ny fahavaloko no hisandratra ho ambony noho izaho?+