Genesisy 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa niteny Andriamanitra+ hoe: “Aoka hisy mazava.” Dia nisy mazava.+ Genesisy 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nantsoin’Andriamanitra hoe Andro+ ny mazava, fa Alina+ kosa ny maizina. Dia nisy hariva, ary nisy maraina: Andro voalohany izany. Salamo 136:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ilay nanao ireo zavatra lehibe manome hazavana:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+
5 Ary nantsoin’Andriamanitra hoe Andro+ ny mazava, fa Alina+ kosa ny maizina. Dia nisy hariva, ary nisy maraina: Andro voalohany izany.
7 Ilay nanao ireo zavatra lehibe manome hazavana:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+