Salamo 50:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Manambara ny fahamarinan’Andriamanitra ny lanitra,+Fa Andriamanitra no Mpitsara.+ Sela. Salamo 58:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hilaza ny olona hoe:+ “Misy valisoa tokoa ho an’ny olo-marina.+Ary misy Andriamanitra mitsara tokoa etỳ an-tany.”+
11 Dia hilaza ny olona hoe:+ “Misy valisoa tokoa ho an’ny olo-marina.+Ary misy Andriamanitra mitsara tokoa etỳ an-tany.”+