Joba 21:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hahita maso ny fihenan’ny herin’ny tenany izy,Ary hisotro amin’ny fahatezeran’ilay Mahery Indrindra.+ Salamo 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny ratsy fanahy dia handrotsahany fandrika sy afo sy solifara,+Ary rivotra mahamay. Izany no anjara kaopin’ireny.+ Jeremia 25:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamiko: “Raiso etỳ an-tanako ity kaopy misy ny divain’ny fahatezerako ity, ka ampisotroy ny firenena rehetra anirahako anao.+ Jeremia 25:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Raha tsy mety mandray an’ilay kaopy eny an-tananao izy ireo ka tsy mety misotro, dia lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Tsy maintsy misotro ianareo!+
20 Hahita maso ny fihenan’ny herin’ny tenany izy,Ary hisotro amin’ny fahatezeran’ilay Mahery Indrindra.+
6 Ny ratsy fanahy dia handrotsahany fandrika sy afo sy solifara,+Ary rivotra mahamay. Izany no anjara kaopin’ireny.+
15 Fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamiko: “Raiso etỳ an-tanako ity kaopy misy ny divain’ny fahatezerako ity, ka ampisotroy ny firenena rehetra anirahako anao.+
28 Raha tsy mety mandray an’ilay kaopy eny an-tananao izy ireo ka tsy mety misotro, dia lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Tsy maintsy misotro ianareo!+