1 Mpanjaka 8:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 dia henoy any an-danitra fonenanao+ ny vavaka ataony sy ny fitalahoany famindram-po ka omeo rariny izy,+ Salamo 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hihomehy fotsiny anefa Ilay mipetraka any an-danitra.+Eny, haneso azy ireo i Jehovah.+
49 dia henoy any an-danitra fonenanao+ ny vavaka ataony sy ny fitalahoany famindram-po ka omeo rariny izy,+