Eksodosy 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza amin’ireo andriamanitra no tahaka anao, Jehovah ô?+Iza no tahaka anao izay fara tampony amin’ny fahamasinana,+Eny, Ilay tokony hatahorana+ ka hanaovana hira fiderana,+ eny, Ilay manao zava-mahagaga maro?+ Salamo 89:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Jehovah Andriamanitry ny tafika ô,+Iza no mahery tahaka anao, ry Jah?+Mendri-pitokisana ianao amin’ny zava-drehetra.+
11 Iza amin’ireo andriamanitra no tahaka anao, Jehovah ô?+Iza no tahaka anao izay fara tampony amin’ny fahamasinana,+Eny, Ilay tokony hatahorana+ ka hanaovana hira fiderana,+ eny, Ilay manao zava-mahagaga maro?+
8 Jehovah Andriamanitry ny tafika ô,+Iza no mahery tahaka anao, ry Jah?+Mendri-pitokisana ianao amin’ny zava-drehetra.+