6 Fa hitsangana eo anatrehanao aho, eo ambony harambato ao Horeba. Ary kapohy ny harambato, dia hisy rano hivoaka avy ao, ary hosotroin’ny olona izany.”+ Dia nataon’i Mosesy teo imason’ny anti-panahin’ny Israely izany.
11 Koa ningain’i Mosesy ny tanany ka nokapohiny indroa tamin’ny tehiny ilay vatolampy. Dia nisy rano be niboiboika, ka nisotro ny vahoaka sy ny biby mpitondra entana.+