Nomery 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa ningain’i Mosesy ny tanany ka nokapohiny indroa tamin’ny tehiny ilay vatolampy. Dia nisy rano be niboiboika, ka nisotro ny vahoaka sy ny biby mpitondra entana.+
11 Koa ningain’i Mosesy ny tanany ka nokapohiny indroa tamin’ny tehiny ilay vatolampy. Dia nisy rano be niboiboika, ka nisotro ny vahoaka sy ny biby mpitondra entana.+