Deoteronomia 32:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanomboka nirehitra ny afom-pahatezerako,+Ka hirehitra hatrany amin’ny Fasana,* izay toerana ambany indrindra,+Ary handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,+Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.+ Hebreo 12:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fa afo mandevona koa ny Andriamanitsika.+
22 Nanomboka nirehitra ny afom-pahatezerako,+Ka hirehitra hatrany amin’ny Fasana,* izay toerana ambany indrindra,+Ary handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,+Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.+