Salamo 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanarinao mafy ny firenena+ ary naringanao ny ratsy fanahy.+Ny anarany koa nofoananao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+ Salamo 44:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Fa izy ireo kosa no nampitoerinao* hisolo an’ireny.+Nomontsamontsaninao ny firenena samy hafa ka noroahinao.+
5 Nanarinao mafy ny firenena+ ary naringanao ny ratsy fanahy.+Ny anarany koa nofoananao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+
2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Fa izy ireo kosa no nampitoerinao* hisolo an’ireny.+Nomontsamontsaninao ny firenena samy hafa ka noroahinao.+