1 Samoela 2:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hisy ihany lehilahy taranakao havelako hanompo eo amin’ny alitarako, ka ho reraka ny masonao ary hihaosa ny vatanao. Hovonoin’ny olona amin’ny sabatra anefa ny ankamaroan’izay ao amin’ny ankohonanao.+ 1 Samoela 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lasa babo koa ny Vata masin’Andriamanitra,+ ary maty izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy Finehasa.+ 1 Samoela 22:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Farany, dia hoy ny mpanjaka tamin’i Doega:+ “Mihodìna, ka asio ireo mpisorona ireo!” Dia nihodina avy hatrany i Doega Edomita,+ ka namely an’ireo mpisorona. Koa dimy amby valopolo lahy nisalotra efoda+ rongony, no matiny+ tamin’iny andro iny.
33 Hisy ihany lehilahy taranakao havelako hanompo eo amin’ny alitarako, ka ho reraka ny masonao ary hihaosa ny vatanao. Hovonoin’ny olona amin’ny sabatra anefa ny ankamaroan’izay ao amin’ny ankohonanao.+
11 Lasa babo koa ny Vata masin’Andriamanitra,+ ary maty izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy Finehasa.+
18 Farany, dia hoy ny mpanjaka tamin’i Doega:+ “Mihodìna, ka asio ireo mpisorona ireo!” Dia nihodina avy hatrany i Doega Edomita,+ ka namely an’ireo mpisorona. Koa dimy amby valopolo lahy nisalotra efoda+ rongony, no matiny+ tamin’iny andro iny.