1 Samoela 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary bevohoka efa ho teraka ny vinantovaviny, vadin’i Finehasa. Ary ren-dravehivavy fa lasa babo ny Vata masin’Andriamanitra, sady henony koa fa maty ny rafozandahiny sy ny vadiny. Dia nitambonkina izy ka teraka, satria nihetsi-jaza tampoka.+ Joba 27:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa misy areti-mandringana, dia halevina izay sisa miangana amin’ny taranany,Nefa ny mpitondratenany dia tsy hitomany.+
19 Ary bevohoka efa ho teraka ny vinantovaviny, vadin’i Finehasa. Ary ren-dravehivavy fa lasa babo ny Vata masin’Andriamanitra, sady henony koa fa maty ny rafozandahiny sy ny vadiny. Dia nitambonkina izy ka teraka, satria nihetsi-jaza tampoka.+
15 Rehefa misy areti-mandringana, dia halevina izay sisa miangana amin’ny taranany,Nefa ny mpitondratenany dia tsy hitomany.+