Nomery 27:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 dia lehilahy hitarika azy amin’ny zava-drehetra sady hitarika azy amin’izay rehetra ataony,+ mba tsy ho tahaka ny ondry tsy misy mpiandry ny vahoakan’i Jehovah.”+ 2 Samoela 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa izao no holazainao amin’i Davida mpanompoko: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Izaho no naka anao avy teny amin’ny kijana, teny am-piandrasana ondry,+ mba ho mpitarika+ ny Israely oloko.
17 dia lehilahy hitarika azy amin’ny zava-drehetra sady hitarika azy amin’izay rehetra ataony,+ mba tsy ho tahaka ny ondry tsy misy mpiandry ny vahoakan’i Jehovah.”+
8 Koa izao no holazainao amin’i Davida mpanompoko: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Izaho no naka anao avy teny amin’ny kijana, teny am-piandrasana ondry,+ mba ho mpitarika+ ny Israely oloko.