Deoteronomia 28:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Ary hisondrotra ho ambony kokoa noho ianao foana ny vahiny monina eo aminao, fa ianao kosa hietry ho ambany kokoa foana.+ Salamo 142:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mba henoy re ny fitalahoako e,+Fa mahatsiaro ho mahantra fadiranovana+ aho!Afaho aho tsy ho azon’ny mpanenjika+ ahy,Fa matanjaka noho izaho ireny.+
43 Ary hisondrotra ho ambony kokoa noho ianao foana ny vahiny monina eo aminao, fa ianao kosa hietry ho ambany kokoa foana.+
6 Mba henoy re ny fitalahoako e,+Fa mahatsiaro ho mahantra fadiranovana+ aho!Afaho aho tsy ho azon’ny mpanenjika+ ahy,Fa matanjaka noho izaho ireny.+