FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 74:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 74 Nahoana no dia nanary anay mandrakizay ianao, Andriamanitra ô?+

      Nahoana ny fahatezeranao no mbola mirehitra foana amin’ny ondry ao amin’ny kijananao?+

  • Salamo 95:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Fa izy no Andriamanitsika, ary isika no olona karakarainy eo an-kijanany, sy ondry tarihiny.+

      Raha mihaino ny feony ianareo anio,+

  • Salamo 100:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Aoka ho fantatrareo fa i Jehovah no Andriamanitra.+

      Izy no nanao antsika, fa tsy ny tenantsika.+

      Olony sy ondry ao an-kijanany isika.+

  • Ezekiela 34:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “‘Ary ianareo, ry ondriko,+ eny, ry ondry ao an-kijanako, olombelona ianareo, ary izaho no Andriamanitrareo’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara