Mpitsara 16:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary falifaly ny fon’izy ireo,+ ka hoy izy: “Antsoy i Samsona mba hampiala voly antsika.”+ Dia nantsoina avy tao am-ponja i Samsona mba hataony ho fihomehezana.+ Ary nasainy nitsangana teo anelanelan’ny andry i Samsona. Salamo 79:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanjary nandatsa anay ny mpiara-monina taminay,+Ary naneso sy nanaraby anay ny manodidina anay.+
25 Ary falifaly ny fon’izy ireo,+ ka hoy izy: “Antsoy i Samsona mba hampiala voly antsika.”+ Dia nantsoina avy tao am-ponja i Samsona mba hataony ho fihomehezana.+ Ary nasainy nitsangana teo anelanelan’ny andry i Samsona.