2 Mpanjaka 18:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Hezekia Mpanjaka, izany hoe ny taona fahafito nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely, no niakatra hamely an’i Samaria i Salmanesera+ mpanjakan’i Asyria ka nanao fahirano azy.+ 2 Tantara 32:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Taorian’izany fisehoan-javatra sy tsy fivadihana+ izany, dia tonga hanafika ny tanin’i Joda i Sankeriba+ mpanjakan’i Asyria.+ Nitoby hamely an’ireo tanàna voaro mafy+ koa izy, ary nikasa hanagorobaka manda mba hakana ireo tanàna.
9 Ary tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Hezekia Mpanjaka, izany hoe ny taona fahafito nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely, no niakatra hamely an’i Samaria i Salmanesera+ mpanjakan’i Asyria ka nanao fahirano azy.+
32 Taorian’izany fisehoan-javatra sy tsy fivadihana+ izany, dia tonga hanafika ny tanin’i Joda i Sankeriba+ mpanjakan’i Asyria.+ Nitoby hamely an’ireo tanàna voaro mafy+ koa izy, ary nikasa hanagorobaka manda mba hakana ireo tanàna.