Salamo 28:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 I Jehovah no herin’ny vahoakany,+Ary izy no fiarovana mafy izay mitondra famonjena lehibe ho an’ny voahosony.+ Filipianina 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Manana ny hery hiatrehana ny toe-javatra rehetra aho, amin’ny alalan’ilay manome hery ahy.+
8 I Jehovah no herin’ny vahoakany,+Ary izy no fiarovana mafy izay mitondra famonjena lehibe ho an’ny voahosony.+