Deoteronomia 32:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Raha mba hendry mantsy izy ireo,+ dia ho nisaintsaina momba izany,+ Ka ho nieritreritra izay hiafarany aorian’izay.+ Isaia 48:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha mitandrina ny didiko+ tokoa mantsy ianao, dia ho toy ny renirano ny fiadananao+ ary ho toy ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao!+
29 Raha mba hendry mantsy izy ireo,+ dia ho nisaintsaina momba izany,+ Ka ho nieritreritra izay hiafarany aorian’izay.+
18 Raha mitandrina ny didiko+ tokoa mantsy ianao, dia ho toy ny renirano ny fiadananao+ ary ho toy ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao!+