2 Mpanjaka 9:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ary ho zezika+ eny an-tsaha, ao amin’ilay sombin-tany eto Jezirela ny fatin’i Jezebela, mba tsy hisy ho afaka hilaza hoe: “I Jezebela io.”’”+ Zefania 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary hampahoriko ny olona ka handeha toy ny jamba izy,+ satria efa nanota tamin’i Jehovah.+ Dia hararaka toy ny vovoka ny rany,+ ary ny tsinainy hararaka toy ny taim-biby.+
37 Ary ho zezika+ eny an-tsaha, ao amin’ilay sombin-tany eto Jezirela ny fatin’i Jezebela, mba tsy hisy ho afaka hilaza hoe: “I Jezebela io.”’”+
17 Ary hampahoriko ny olona ka handeha toy ny jamba izy,+ satria efa nanota tamin’i Jehovah.+ Dia hararaka toy ny vovoka ny rany,+ ary ny tsinainy hararaka toy ny taim-biby.+