Romanina 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ary mba hankalazan’ny hafa firenena+ an’Andriamanitra noho ny famindram-pony,+ araka ny voasoratra hoe: “Koa izany no hanekeko anao ampahibemaso eo amin’ireo firenena sy hanaovako hira fiderana ho an’ny anaranao.”+
9 ary mba hankalazan’ny hafa firenena+ an’Andriamanitra noho ny famindram-pony,+ araka ny voasoratra hoe: “Koa izany no hanekeko anao ampahibemaso eo amin’ireo firenena sy hanaovako hira fiderana ho an’ny anaranao.”+