Salamo 110:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nianiana i Jehovah+ ka tsy hanenina,+ eny, nianiana izy hoe:“Mpisorona mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao,+Tahaka an’i Melkizedeka!”+ Amosa 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mianiana amin’ny fahamasinany i Jehovah+ Tompo Fara Tampony hoe: ‘“Ho avy aminareo ny andro hanaingany anareo amin’ny faraingon’ny mpivaro-kena, ary hanaingany ny sisa aminareo amin’ny lelam-pintana.+ Hebreo 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nanao toy izany Andriamanitra ka nianiana rehefa te hampiseho mazava kokoa amin’ireo mpandova+ ny fampanantenana fa tsy miova+ ny fikasany.
4 Nianiana i Jehovah+ ka tsy hanenina,+ eny, nianiana izy hoe:“Mpisorona mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao,+Tahaka an’i Melkizedeka!”+
2 Mianiana amin’ny fahamasinany i Jehovah+ Tompo Fara Tampony hoe: ‘“Ho avy aminareo ny andro hanaingany anareo amin’ny faraingon’ny mpivaro-kena, ary hanaingany ny sisa aminareo amin’ny lelam-pintana.+
17 Ary nanao toy izany Andriamanitra ka nianiana rehefa te hampiseho mazava kokoa amin’ireo mpandova+ ny fampanantenana fa tsy miova+ ny fikasany.