Salamo 49:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa Andriamanitra kosa hanavotra ahy* tsy ho voagejan’ny Fasana,*+Satria handray ahy Izy. Sela. Asan’ny Apostoly 2:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 satria tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana* aho,* sady tsy havelanao ho lo ilay mpanomponao tsy mivadika.+
27 satria tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana* aho,* sady tsy havelanao ho lo ilay mpanomponao tsy mivadika.+