2 Samoela 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary sady nanozona i Simey no niteny hoe: “Ndeha mandeha any! Ndeha mandeha any, ry lehilahy mpandatsa-dra+ sady tsy manjary!+ Matio 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hoy ny Fariseo nony nandre izany: “Tsy misy amoahan’ilehio demonia, afa-tsy amin’ny alalan’i Belzeboba, lehiben’ny demonia.”+ Matio 26:65 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 Dia nandrovitra ny akanjony ivelany ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Nanevateva an’Andriamanitra izy!+ Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona?+ Efa renareo ilay fanevatevana an’Andriamanitra teo.+ Jaona 8:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Dia hoy ny Jiosy: “Tsy marina ve ny voalazanay fa Samaritanina+ tokoa ianao sady misy demonia?”+
7 Ary sady nanozona i Simey no niteny hoe: “Ndeha mandeha any! Ndeha mandeha any, ry lehilahy mpandatsa-dra+ sady tsy manjary!+
24 Hoy ny Fariseo nony nandre izany: “Tsy misy amoahan’ilehio demonia, afa-tsy amin’ny alalan’i Belzeboba, lehiben’ny demonia.”+
65 Dia nandrovitra ny akanjony ivelany ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Nanevateva an’Andriamanitra izy!+ Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona?+ Efa renareo ilay fanevatevana an’Andriamanitra teo.+