Salamo 116:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hilamin-tsaina indray aho,+Fa nety ny nataon’i Jehovah tamiko.+ Salamo 119:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ataovy amin’ny mpanomponao izay hitanao fa mety, mba ho velona+Sy hitandrina ny teninao aho.+