FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 11:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nilaza izany izy, ary hoy indray izy avy eo: “Matory i Lazarosy namantsika, fa handeha ho any aho hamoha azy.”+

  • Asan’ny Apostoly 7:60
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 Dia nandohalika izy ka niantsoantso mafy hoe: “Jehovah ô, aza atao ho helony anie izao!”+ Rehefa avy nilaza izany izy, dia nodimandry.*

  • 1 Korintianina 15:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Efa natsangana tamin’ny maty tokoa anefa i Kristy,+ izay voaloham-bokatra+ amin’ireo nodimandry.*+

  • 2 Petera 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 ka milaza hoe:+ “Aiza akory izay fanatrehany nampanantenaina eo?+ Efa hatramin’ny andro nahafatesan’ny* razantsika no tsy niova ny zava-drehetra fa mbola mitovy tanteraka amin’izay nisy hatrany am-piandohan’ny famoronana.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara