Salamo 68:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 Aoka hitsangana Andriamanitra,+ ary aoka hiparitaka ny fahavalony.+Aoka handositra azy izay mankahala mafy azy.+ Salamo 89:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Notorotoroinao i Rahaba,+ ka toy ny olona novonoina.+Ny herin-tsandrinao no nanaparitahanao ny fahavalonao.+
68 Aoka hitsangana Andriamanitra,+ ary aoka hiparitaka ny fahavalony.+Aoka handositra azy izay mankahala mafy azy.+
10 Notorotoroinao i Rahaba,+ ka toy ny olona novonoina.+Ny herin-tsandrinao no nanaparitahanao ny fahavalonao.+