Salamo 100:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Midira eo am-bavahadiny mba hisaotra azy,+Ary eo an-tokotaniny mba hidera azy.+Misaora azy, ka derao ny anarany.+ Salamo 135:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izay mijoro ao an-tranon’i Jehovah+Sy ao an-tokotanin’ny tranon’Andriamanitsika.+
4 Midira eo am-bavahadiny mba hisaotra azy,+Ary eo an-tokotaniny mba hidera azy.+Misaora azy, ka derao ny anarany.+