FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Halaviro ny lainga.+ Ary aza mamono mahafaty ny tsy manan-tsiny sy ny olo-marina, fa izaho tsy hanambara ny ratsy fanahy ho marina.+

  • 1 Mpanjaka 21:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Sady namono+ olona ve ianao no naka fananan’olona?”’+ Lazao aminy koa hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Eo amin’izay nilelafan’ny alika ny ran’i Nabota no hilelafan’ny alika ny ranao, eny, ny ranao io mihitsy.”’”+

  • Ohabolana 17:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Samy zava-maharikoriko amin’i Jehovah+ na izay manameloka ny marina,+ na izay manamarina ny meloka.+

  • Asan’ny Apostoly 7:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 Dia nandroaka azy teny ivelan’ny tanàna ireo,+ ka nitora-bato azy.+ Ary nametraka ny fitafiany ivelany teo an-tongotry ny tovolahy atao hoe Saoly+ ireo vavolombelona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara