Marka 12:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo sy ny sainao manontolo ary ny herinao manontolo.’+ 1 Korintianina 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa raha misy tia an’Andriamanitra kosa,+ dia fantatr’Andriamanitra izy.+
30 Koa tiavo i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo sy ny sainao manontolo ary ny herinao manontolo.’+