FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 37:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Avy amin’i Jehovah ny famonjena ny olo-marina,+

      Izy no fiarovana mafy ho azy ireo amin’ny fotoam-pahoriana.+

  • Salamo 125:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fa tsy hijanona maharitra eo amin’izay anjaran’ny olo-marina ny tehim-panjakan’ny ratsy fanahy,+

      Sao hanatsotra ny tanany hanao ratsy ny olo-marina.+

  • Jeremia 15:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Hanafaka anao eo an-tanan’ny ratsy fanahy aho,+ ary hanavotra anao eo am-pelatanan’ny olon-dozabe.”

  • Daniela 3:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary hoy i Nebokadnezara: “Hisaorana anie ny Andriamanitr’i Sadraka sy Mesaka ary Abednego!+ Fa naniraka ny anjeliny+ izy hamonjy ny mpanompony, izay nitoky taminy+ ka tsy nety nanaraka ny tenin’ny mpanjaka fa vonona hamoy ny ainy, satria tsy nanaiky hanompo+ na hivavaka+ amin’andriamani-kafa afa-tsy ny Andriamaniny ihany.+

  • Matio 6:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary aza mitondra anay ho amin’ny fakam-panahy,+ fa manafaha anay amin’ilay ratsy.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara