Eksodosy 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jah* no tanjako sy heriko,+ satria izy no mpamonjy ahy.+Izy no Andriamanitro, ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razako izy,+ ka hasandratro avo dia avo.+ Salamo 21:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aoka hisandratra amin’ny herinao ianao, Jehovah ô!+Hihira sy hanandra-peo hidera ny herinao izahay.+
2 I Jah* no tanjako sy heriko,+ satria izy no mpamonjy ahy.+Izy no Andriamanitro, ka hidera azy aho.+ Andriamanitry ny razako izy,+ ka hasandratro avo dia avo.+
13 Aoka hisandratra amin’ny herinao ianao, Jehovah ô!+Hihira sy hanandra-peo hidera ny herinao izahay.+