Eksodosy 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nalain’i Mosesy ny antsasaky ny ra ka nataony tao anaty vilia baolina,+ ary ny antsasany kosa nafafiny teo ambony alitara.+ Nomery 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Avelao re ny helok’ity vahoaka ity e, araka ny haben’ny hatsaram-panahinao feno fitiavana, toy ny namelanao ny helony nanomboka tany Ejipta ka mandraka ankehitriny.”+
6 Ary nalain’i Mosesy ny antsasaky ny ra ka nataony tao anaty vilia baolina,+ ary ny antsasany kosa nafafiny teo ambony alitara.+
19 Avelao re ny helok’ity vahoaka ity e, araka ny haben’ny hatsaram-panahinao feno fitiavana, toy ny namelanao ny helony nanomboka tany Ejipta ka mandraka ankehitriny.”+