Eksodosy 23:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Aza mandray kolikoly, satria sady manajamba ny mason’ny mahiratra ny kolikoly, no mety hamadika ny tenin’olo-marina.+ Deoteronomia 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza manao fitsarana miangatra,+ ary aza mizaha tavan’olona.+ Aza mandray kolikoly, fa manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina ny kolikoly.
8 “Aza mandray kolikoly, satria sady manajamba ny mason’ny mahiratra ny kolikoly, no mety hamadika ny tenin’olo-marina.+
19 Aza manao fitsarana miangatra,+ ary aza mizaha tavan’olona.+ Aza mandray kolikoly, fa manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina ny kolikoly.