Salamo 30:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Jehovah ô, noho ny fankasitrahanao dia nataonao mafy orina ny tendrombohitro.+Nanafina ny tavanao ianao, ka very hevitra aho.+ Salamo 38:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy misy tsy marary ny nofoko, noho ny fanamelohanao.+Ary na hatrany amin’ny taolako aza dia tsy misy fiadanana, noho ny fahotako.+ Salamo 90:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa ripaka izahay noho ny fahatezeranao,+Ary mikorontan-tsaina noho ny fahaviniranao.+
7 Jehovah ô, noho ny fankasitrahanao dia nataonao mafy orina ny tendrombohitro.+Nanafina ny tavanao ianao, ka very hevitra aho.+
3 Tsy misy tsy marary ny nofoko, noho ny fanamelohanao.+Ary na hatrany amin’ny taolako aza dia tsy misy fiadanana, noho ny fahotako.+