Salamo 102:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Toy ny ahitra nodanihin’ny hainandro ny foko ka malazo,+Fa hadinoko na dia ny mihinan-kanina aza.+ Isaia 40:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Maina ny ahitra ary malazo ny voninkazo,+ satria notsofin’ny fofonain’i Jehovah.+ Ahitra ihany tokoa ny olona.+ Jakoba 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary ny manankarena+ satria mietry. Ho levona toy ny vonin’ny ahitra+ mantsy ny manankarena. 1 Petera 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa “tahaka ny ahitra ny nofo rehetra, ary tahaka ny vonin’ny ahitra ny voninahiny rehetra.+ Malazo ny ahitra, ary mihintsana ny voniny,+
7 Maina ny ahitra ary malazo ny voninkazo,+ satria notsofin’ny fofonain’i Jehovah.+ Ahitra ihany tokoa ny olona.+
24 Fa “tahaka ny ahitra ny nofo rehetra, ary tahaka ny vonin’ny ahitra ny voninahiny rehetra.+ Malazo ny ahitra, ary mihintsana ny voniny,+