Ohabolana 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aoka tsy hiala aminao ny hatsaram-panahy sy ny fahamarinana.+ Afatory eo amin’ny vozonao ireo,+ ary soraty eo amin’ny fonao,+ Mika 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Iza no Andriamanitra tahaka anao,+ izay mamela fahadisoana sy mamela* ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay izy, satria tia hatsaram-panahy feno fitiavana.+
3 Aoka tsy hiala aminao ny hatsaram-panahy sy ny fahamarinana.+ Afatory eo amin’ny vozonao ireo,+ ary soraty eo amin’ny fonao,+
18 Iza no Andriamanitra tahaka anao,+ izay mamela fahadisoana sy mamela* ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay izy, satria tia hatsaram-panahy feno fitiavana.+