1 Mpanjaka 22:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary hoy i Mikaia: “Henoy àry ny tenin’i Jehovah:+ Hitako i Jehovah mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany,+ ary ny tafiky ny lanitra manontolo mitsangana eo akaikiny, eo ankavanany sy eo ankaviany.+ Salamo 148:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Miderà azy, ianareo anjeliny rehetra.+Miderà azy, ianareo rehetra ao amin’ny tafiny.+ Isaia 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay tena Tompo, Ilay Maherin’ny Israely:+ “Ampy izay! Hanaisotra ny fahavaloko aho, ka hamaly+ azy araka izay nataony.+ Lioka 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tampoka teo, dia nisy anjely maro be avy amin’ny tafiky+ ny lanitra niaraka tamin’ilay anjely, ka nidera an’Andriamanitra+ hoe:
19 Ary hoy i Mikaia: “Henoy àry ny tenin’i Jehovah:+ Hitako i Jehovah mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany,+ ary ny tafiky ny lanitra manontolo mitsangana eo akaikiny, eo ankavanany sy eo ankaviany.+
24 Koa izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay tena Tompo, Ilay Maherin’ny Israely:+ “Ampy izay! Hanaisotra ny fahavaloko aho, ka hamaly+ azy araka izay nataony.+
13 Ary tampoka teo, dia nisy anjely maro be avy amin’ny tafiky+ ny lanitra niaraka tamin’ilay anjely, ka nidera an’Andriamanitra+ hoe: