FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 17:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Ianao efa nandinika ny foko sy nanara-maso ahy nandritra ny alina.+

      Manadio* ahy ianao. Ho hitanao fa tsy nisy teti-dratsy nataoko.+

      Tsy hanota ny vavako.+

  • Salamo 26:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Diniho aho ka zahao toetra, Jehovah ô!+

      Diovy ny voako sy ny foko.+

  • Salamo 66:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa nandinika anay ianao, Andriamanitra ô,+

      Ary nanadio anay toy ny fanadio volafotsy amin’ny afo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara