FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia tezitra be tamin’i Mosesy i Jehovah, ka hoy izy: “Tsy rahalahinao moa i Arona Levita?+ Fantatro tsara fa tena mahay miteny izy, ary efa eny an-dalana hitsena anao izy. Ho faly mihitsy ny fony rehefa mahita anao.+

  • Eksodosy 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Efa nataoko Andriamanitra eo anatrehan’i Farao ianao,+ ary i Arona rahalahinao kosa ho mpaminaninao.+

  • Eksodosy 28:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “Ary alaivo avy eo amin’ny zanak’Israely i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy, mba ho eo aminao. Koa hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako+ i Arona+ sy ny zanany lahy, dia i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara.+

  • Nomery 17:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia hitsimoka ny tehin’izay lehilahy hofidiko,+ ka hatsahatro ny fimenomenonan’ny+ zanak’Israely amiko, izany hoe ny fimenomenonany aminareo.”+

  • 1 Samoela 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Hoy koa i Samoela tamin’ny vahoaka: “I Jehovah no vavolombelona nampiasa an’i Mosesy sy Arona, sady nitondra ny razanareo niakatra avy tany Ejipta.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara