Salamo 78:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Farany, dia novonoiny ho faty daholo ny lahimatoa tany Ejipta,+Eny, naripany tao amin’ireo tranolain’i Hama ny voalohan-terak’izy ireo.+ Salamo 105:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia nasehon’izy roa lahy azy ny famantarana avy amin’Andriamanitra,+Ka nanao fahagagana tany amin’ny tanin’i Hama izy mirahalahy.+
51 Farany, dia novonoiny ho faty daholo ny lahimatoa tany Ejipta,+Eny, naripany tao amin’ireo tranolain’i Hama ny voalohan-terak’izy ireo.+
27 Dia nasehon’izy roa lahy azy ny famantarana avy amin’Andriamanitra,+Ka nanao fahagagana tany amin’ny tanin’i Hama izy mirahalahy.+