Nomery 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Farany, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandra-pahoviana+ ity vahoaka ity no tsy hanaja ahy+ sy tsy hino ahy, na dia teo aza ny famantarana rehetra nataoko teo aminy?+ Hebreo 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa hitantsika, araka izany, fa tsy afaka niditra izy ireo noho ny tsy finoany.+
11 Farany, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mandra-pahoviana+ ity vahoaka ity no tsy hanaja ahy+ sy tsy hino ahy, na dia teo aza ny famantarana rehetra nataoko teo aminy?+