Deoteronomia 4:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary haparitak’i Jehovah any amin’ny firenen-kafa+ ianareo, ka ho vitsy sisa+ ianareo any amin’ireo firenena izay handefasan’i Jehovah anareo.
27 Ary haparitak’i Jehovah any amin’ny firenen-kafa+ ianareo, ka ho vitsy sisa+ ianareo any amin’ireo firenena izay handefasan’i Jehovah anareo.