Deoteronomia 9:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Na izany aza, dia mbola olonao izy ireo sady fanananao manokana,+ izay nentinao nivoaka tamin’ny herinao lehibe sy ny sandrinao nahinjitra.’+ Deoteronomia 32:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nanjary tsy niraharaha an’ireo i Jehovah+ rehefa nahita izany,Satria nanao zavatra mahasosotra ny zanany lahy sy ny zanany vavy.
29 Na izany aza, dia mbola olonao izy ireo sady fanananao manokana,+ izay nentinao nivoaka tamin’ny herinao lehibe sy ny sandrinao nahinjitra.’+
19 Nanjary tsy niraharaha an’ireo i Jehovah+ rehefa nahita izany,Satria nanao zavatra mahasosotra ny zanany lahy sy ny zanany vavy.