FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 43:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Hilazako ny avaratra+ hoe: ‘Afaho izy!’, ary ny atsimo hoe: ‘Aza tazonina any intsony izy! Ento avy any lavitra ny zanako lahy, ary ento avy any amin’ny faran’ny tany+ ny zanako vavy,

  • Jeremia 31:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hoentiko avy any amin’ilay tany any avaratra izy ireo,+ ka hangoniko avy any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany.+ Ho eo daholo na ny jamba na ny malemy tongotra na ny vehivavy bevohoka na ny efa mihetsi-jaza.+ Fiangonana lehibe izy ireo rehefa hiverina eto.+

  • Ezekiela 39:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hanamasina ny tenako eo amin’izy ireo sy eo imason’ny firenena maro koa aho,+ rehefa hampody azy avy any amin’ireo firenena sy hanangona azy avy any amin’ny tanin’ny fahavalony.’+

  • Lioka 13:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary ho tonga avy any atsinanana sy andrefana ary avaratra sy atsimo+ ny olona ka handry ilika hisakafo ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara